Fanabeazana
Hevitra mandeha : Ny fitaizana talohaIsan'ny hevitra : 20
Hamaly ny hevitra
Lohateny : Ny fitaizana taloha
Asa ianareo raha mba toa ahy fa misy fotoana aho mahita ny zavatra iainan'ny ankizy sy tanora amin'izao fotoana izao, indrindra ireo maditra sy ilay migafigafy irony kanefa tsy azo kitihina mihitsy. Dia tena misaotra ny ray aman-dreniko tamin'ny fitaizana natao ahy. Tsaroako hoe hentitra sy henjana ary tamin'izany fotoana izany aza tena niteny mihitsy hoe maninona no tsy mba libre... fa rehefa dinihina ny zava-mitranga amin'izao dia aleoko ihany ireny fitaizana taloha ireny.Ny olana fotsiny dia tsy azo averina amin'izao fotoana izao intsony ireny.
1. Mpandefa : xxx [ Valio ]
10-11-2009 08:35:17
Lohateny : Re : Ny fitaizana taloha
Raha tsy nisy ireny fitaizana taloha ireny , asa re mba inona no nihafarana @ zao fotoana izao ?Izahay kalou de maro be , mpirahavavy sy mpanadahy , ary na dia tena mazana be ny fitaizana anay par rapport am zao fitaizana ny ankizy izao dia anisan'ny midera ny RAD - ko zah an ! Les mots ne sont jamais assez pour leur remercier.
Misy nefa milaza fa we suivant ny fiainana no hitezaina ny ankizy ! de ozy zah we: faux io satria zao ny ankizy mĂȘme mbola am classe primaire de sahy mamalivany ny mpampianatra .
Zao koh lasa misy mintss ankizy sahy mitory ny RAD-ny satria oh we tsy manomé vola anazy sns....
Lohateny : Re : Ny fitaizana taloha
ny fitaizana taloha ? tonga de valiako we misy tsara izay tokony ho tohizana fa ny rafi-piarahamonina ankehitriny no manahirana ! ary mazĂ na io rafitra io no mahatonga ny zaza hibirioka be de be @ zao fotoana zao !
Lohateny : Re : Ny fitaizana taloha
ZĂ koa dia mankasitraka ny fitaizana taloha na dia somary tena nahatsiaro voafehy aza t@ izany fotoana izany. Anisan'ny nahazo rotsa-kazo mihitsy raha sendra nanao ny tsy mety sy tsy mirindra araka ny tokony ho izy.
4. Mpandefa : xxx [ Valio ]
10-11-2009 19:18:29
Lohateny : Re : Ny fitaizana taloha
ny anaha ny tena nahafinaritra de lé fiantsohina ny zoky ho "zoky" , tena fanajana be io an !de lé we "misaotra tompoko , eny tompoko" zao ny ankizy rehefa hantsohina de mamaly we "quoi" !!! tsy ny ankizy rehetra akory io an ! fa tena misy.
Lohateny : Re : Ny fitaizana taloha
Te deraina be daholo koa izy izany 
Fa tandremo fa ny fitaizana taloha, ilay babena ireny, sady manakombona ny tratran'ny zaza no mamaky lamosina my mpibaby an. Atao indraindray fotsiny fa tsy isan'andro.
6. Mpandefa : Mirananirina [ Valio ]
10-11-2009 19:35:52
Lohateny : Re : Ny fitaizana taloha
Tena tsara tokoa aloha ny fitaizana taloha noho ny ankehitriny e.Aiza ve ka misy izany mandohalika aminy sira vaingana izany Voalaza teo :Ilay mikitika indray no diso eto koindrindra ireo maditra sy ilay migafigafy irony kanefa tsy azo kitihina mihitsy.
Voalaza teo :Marina io,za mahatsapa mihitsy fa ny zanako be famaliana be tsy misy ohatra izany.Izahay taloha anefa vao mijery fotsiny ny RAD dia miforitra.de lé we "misaotra tompoko , eny tompoko" zao ny ankizy rehefa hantsohina de mamaly we "quoi" !!! tsy ny ankizy rehetra akory io an ! fa tena misy.
Lohateny : Re : Ny fitaizana taloha
ny ahy manokana aloha dia mbola misy sintoniko ihany @ fitaizana ahy taloha no hitaizako ny zanako à izao e! ohatra izany tv izany dia fady mandritry ny andro fianarana, ny alarobia moa izy feno 'activités para-scolaire' atao ka tsy misy fotoana hijerena tv ihany koa, ny hany fotoana kely hijereny tv na koa hijereny k7 na cd dia ny sabotsy maraina ataontsika hoe maxi adiny 3 eo ho eo, ny sabotsy hariva mampirina ny efitranony, ary ny alahady dia mazà na anaovany grasse mat, sy ny kesoly alahady sns e!!!!
eo @ hoe hentitra veh aho dia 'eny' ny valiny satria tsy hoe atahoran'ny zanako akory aho!!!(tsy haiko aloha, nefa inoako kosa hihihi) satria dia ezahiko hatrany ny mandanjalanja hoe ity mendrika sy tokony hananany ary ity kosa dia rendrarendra tsy dia ilaina mankaiza, matetika izy no manao fampitaha Ă mpiara mianatra aminy, fa rehefa avy eo izy ihany no miteny hoe, tss inona tokoa moa iny na tsy ananako aza..... dia eo aho no 'mahatsiaro' tena hoe 'izay ilay izy' tafita ny hafatra.
ny hitako dia isika ray aman-dreny no tsy tokony handraraka ilo mby an-doha e! tsara ny manaraka ny fotoana iainana ankehitriny, nefa tsy ratsy koa ny nahabe antsika ary naha toa antsika tahaka izao
euuhh izany hoe tsy mora ny mitaiza e!
mazotoa daholo!
8. Mpandefa : fahamarinana [ Valio ]
14-11-2009 20:25:40
Lohateny : Re : Ny fitaizana taloha
Fa araka ny lazainy Sipagasy hoe "sarotra ny mitaiza" ,mahita zava-baovao isan-taona rehefa mitombo ny taonan-jaza sns...ny Fiaraha-monina koa moa etsy andaniny !
9. Mpandefa : sakaizakely [ Valio ]
15-11-2009 10:54:56
Lohateny : Re : Ny fitaizana taloha
ny hitomany ny taloha aloha dia tsiaanarany aza efa hoe taloha, zany hoe tsy mifanaraka am toetrandro intsony, nisy ny nety, ekena tanteraka, fa nisy koa ny tsy nety fa tsy hoe rehefa taolo dia kozy bonne Ă 150 %
ny mahavoa ankehitriny dia ny fiheverana sy fanarahana ambokony ny tsy fikasihantanana ankizy = fitaizana baranahiny
Ny fitaizana = éducation, mampianatra, mizara, manokana fotoana, manoro ny hahaizany manohy ny diany irery, ilà na fahamatorana, fahaiza-mitondra, tanjantsaina, fahaiza-mibaiko, mila hentitra nefa koa tsy ilaina arahinkapoka sy fehikibo izany fa atao ampitiavana, mila souplesse koa
betsaka tena betsaka, ilana fandalinana sy fandinihantena ny fitaizana. Tsy misy tonga lafatra, nefa matoa koa ny ankizy mibolila, dia ny fitaizan'ny RAD no misy lesoka goavana, noho ny tsy fahaizana sy fahalalana ny minimum tokony natao.
Rehefa hita fa misy tsy mety, dia tsy ny fiaraha-monina sy ny tontolo iainana no omendoza fa tokony mijery ny tenany aloha; betsaka tsy tambo isaina ny boky mikasika ny fitaizana ahazoana maka lesona, dieny mbola ambohoka ny zaza dia tokony mihevintena mikasika ny lalana tokony hitondrana azy ny RAD fa tsy rehefa eo vo mipepipey hoe ahoana ty. Nefa firy amin'ireo RAD no mba mamaky boky, indrindra mikasika ny fitaizana ? Firy ? ny ankabeazany dia mandeha anjambany daholo.
Tsy tokony ho menatra koa manatona mpanabe, dokoteranjaza, psy sns rehefa misy olana tokony ho vahana
dia aza ny ankizy sy ny tanora foana no omentsiny fa ny RAD tsy nahay nanabe koa no tena fototra sy fositra
ny ahy aloha dia raisiko ho ahy raha misy tsy mety fa tsy ny any ampianarana na ny tele no mody asiandoza rehefa tsy mety e
10. Mpandefa : sakaizakely [ Valio ]
15-11-2009 11:06:16
Lohateny : Re : Ny fitaizana taloha
ho an'ireo izay lianaJereo eto
Jereo eto
j'aime bien Aldo Naouri de ataoko pub an
boky tokony vakiana raha manontany tena mikasika ny fitaizana, liana amin'izany, na te hisoroka olana mikasika izany
Jereo eto
Edition Odile Jacob
11. Mpandefa : sakaizakely [ Valio ]
15-11-2009 11:16:29
Lohateny : Re : Ny fitaizana taloha
resaka telé,betsaka ny mihevitra fa rehefa tsy mijery tele ny ankizy dia tsara izay
eny e, tsara aloha rehefa tsy zatra télé ny ankizy
fa mila orienter-na koa ny zavatra ataony rehefa tsy mijery tele izy, ohatra mamaky boky v ? mianatra v, manao kitsokonina v, sa ilaozana irery de manao ny ataony eo, manimba zavatra, mamaky entana, mamono biby, milalao fotaka sns...
tahaka io lazain'i sipagasy io hoe mila manao activités extrascolaires ny ankizy, mi occuper azy io, fa rehefa avy eo ?
ny diabolisation de la télé koa tsy dia azoko loatra, misy tombotsoa koa ny télé à condition de ne pas regarder n'importe quoi, afaka mampahafantatra anao zavatra betsaka tsy ary ho vitanao sy halehanao avokoa. Saingy kosa mila ciblé-na ny programa jerena
amiko hoe tsy ny fandrarana télé no tena lehibe, fa ny fampianarana ny ankizy tsy ho télévores na pc-vores
mila fampianarana daholo ny zavadrehetra e, satria raha ferana fotsiny ny ankizy, nefa tsy ampianarina manankina ny eritreriny am zavatra hafa, dia lasa obsession koa ilay izy, de tsy hahay mamehy tena izy rehefa izy irery.
Lohateny : Re : Ny fitaizana taloha
tena ireo voalazan'i Sakaizakely ireo mihitsy koa ny saika soratako ka tsy ampiako intsony.Tsy mora ny mitaiza fa miankina @ modely hitany io ary anjarantsika no miresaka sy manome fahazotoana ilay zaza, na d efa reraka aza ny tena
Lohateny : Re : Ny fitaizana taloha
Voalaza teo :Ny RAD izany dia tokony ho fitaratra hatrany fa tsy tokony hanao mpitari-bato vilam-bava e! (Tandremo io tosi-drĂ miakatra io)Tsy mora ny mitaiza fa miankina @ modely hitany io ary anjarantsika no miresaka sy manome fahazotoana ilay zaza, na d efa reraka aza ny tena Ho azy ny hietsehany fa tsy ho antsika gravy rhf miha-lehibe an, miakatra ny tension raha tsy mitandrina![]()
14. Mpandefa : AndriambyII [ Valio ]
15-11-2009 13:40:14
Lohateny : Re : Ny fitaizana taloha
Manipulations mediatiques ? efa tokony ho fantatry ny rehetra ny momba izany angamba @ izao fotoana izao , ny ankizy @ izao fotoana izao dia tsy tokony ho gejaina intsony ,6,5 milliards d' habitants sur terre , ahoana no hifehezana izany vahoaka marobe izany re olona ? L' orientation educative est le plus importante Ă mes yeux.
15. Mpandefa : kotobekibo [ Valio ]
15-11-2009 14:09:23
Lohateny : Re : Ny fitaizana taloha
Misy mahatsara azy ilay fanabeazana taloha , fa @ izao fotoana tena lasa baranahana ireo ankizy , lasa mafy sofina tsy laitra .
16. Mpandefa : fahamarinana [ Valio ]
15-11-2009 15:20:47
Lohateny : Re : Ny fitaizana taloha
tsy laitra tokoa ve ?Ny ahy manokana ry zareo dia ny Fitiavana no ataoko bobaka be,misy androny somary miakatra tosi-dra tokoa nefa koa mbola kely izany mihoatra ny fitiavana ifanolorana !Tsy haiko na lafatra ny ahy,mino aho fa be lesoka,na miezaka ho modely aza ny tenako dia tsy isan'ny lafatra ihany koa !Ilay "modely" io manko somary manahirana satria samy manana ny azy : samy manana ny fiainana nandalovany,ny finoany,ny niainany tanivon'ny Rar-ny taloha ! Malalaka loatra satria tsy misy rafitra maty paika !....Enga anie fontsiny ho olom-banona na tsy zato isan-jato aza fa mba mihoatra ny antonony e!Izay no mba faniriko ,raha ny mikasika ny zanako !Fa ny zanako izay,mety tsy toy izay ny an'ny hafa ihany koa !
Lohateny : Re : Ny fitaizana taloha
Kotobekibo > taloha tsy nanan-janaka aho d hitako maditra ny an'ny hafa Faha > mitovy @njy koa zah : indrindra moa modely tonga lafatra eto @ ordi lava hahaha tsy gaga rzalahy fa samy manao ny mahafinaritra azy io, d tsy manana exigences loatra aho satria efa tratrany favy be ilay modely
18. Mpandefa : fahamarinana [ Valio ]
15-11-2009 18:30:13
Lohateny : Re : Ny fitaizana taloha
mbola tantara hafa iny fa modiana tsy resahana !
Lohateny : Re : Ny fitaizana taloha
Voalaza teo :manahirana tokoa ka!Ilay "modely" io manko somary manahirana
