Fivavahana, finoana
Hevitra mandeha : Rehefa ...Kristiana ... ody gasyIsan'ny hevitra : 37
Hamaly ny hevitra
Lohateny : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
t@ herinandro lasa teo, nisy mpiray tanà na narary mafy,nolazain'ny fianakaviany fa mosavy no nahazo azy,nivonto ny tenany iray manontolo, ary tsy afaka mihetsika ny ratsam-batany no sady maheno fangirifiriana izy.Efa netin'ny havany tany @ dokotera izy io kanefa tsy nahita na inona na inona fototr'ilay aretina ilay mpitsabo fa dia nalefa nody maina fotsiny.Nifandimby nanao fotoam-pivavahana tao an-tokatranon'ity namana ity ny karazam-pvavahana izay nisy teo an-tanana,hatramin'ny mpiandry sns, tsy nisy fahatsarany ilay marary.Tapak'evitra ny havany fa hitsabo azy @ fomba malagasy ,ilay mankany @ mpikiky, na ombiasy, na mpisikidy izay azo ilazana azy mety daholo,ka eny Ambohitrimanjaka eny hono izany olona malaza ho mahay izany. Fa nialohan'izay anefa dia tany an-trano ny Renin'ilay marary nangataka toro-hevitra, dia lasa aho namonjy tany, vao hitako ny toe-batany dia hoy aho mantsy azy mianakavy : tsy maintsy ho entinareo any @ dokotera io zao dia izao fa tsy mety izany miandry fotsiny eto zany?sady nolazaiko azy ireo ny anaran'ilay dokotera tokony ho aleha.Nanohitra avy hatrany ny mpiray tampo sy ny reniny hoe, tsy miaraka ny fitsaboana gasy sy ny dokotera fa mosavy io fa tsy aretina tsotra.
Naheno an'izay ilay marary dia nidrikina ka nanao t@ ireo havany hoe : tena marary mafy aho fa aleo handeha hijery an'izany dokotera izany.
Fihetsika tsy faly amiko no nasehon'ny fianakaviany ,ary misy miteny mintsy aza hoe any @ gasy io no tokony ho entina fa tsy any @ dokotera izany ka raha manino-maninona io havanay io dia tsy miala aminao izahay.
Nahafinaritra anefa fa vao avy tany @ dokotera dia nahitana fiovana ny fahasalamany ary efa sitrana tanteraka izy izao.Marihina fa ny fianakaviany dia anisan'ny mafà na fo @ fivavahana @ fiangonan-dehibe iray eny an-tanà na eny.
Mipetraka ny adi-hevitra hoe, rehefa amin'ny fotoana toy inona, na amin'ny tranga manao ahoana no andehanan'ireo milaza ho Kristiana manatona an'ireny mpanandro,na mpanao ody, na dadarabe ,na ombiasy na mpisikidy ireny ????
Midika ve izany fa @ tranga toy io aretina io ohatra dia tsy vitan'Andriamanitra intsony ny miditra an-tsehatra ka aleo miova taranja hafa mihitsy ???
Misaotra !!!
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
tsy afaka miaraka aloha ny fivavahana kristiana sy ny ody gasy araka ny fiheverako azy. Ny tsy fantatra koa de nanao ahoana ny fahitan'ny fianakaviana anao rehefa sitrana ilay marary, fa ny zava-dehibe dia ny fahasalaman'ilay marary nahavonjy olona iray ianao na dia tsy mivantana aza
2. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ]
10-11-2009 14:39:33
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
amiko manokana de tsary hoe tsy afaka miaraka loatra no filaza azy fa hoe arakarak'olona sy ny ao anaty sainy ao aby no mibaiko azy io! matoa le raha misy sy mbola avelan'Atra hisy eo anivon'ny fiaraha monina , dia mazava ho azy fa natao hiaraka, sy hiainana sy hanantanterahana ilay fifamenoana (cycle) sy karazana tandra vadi-koditra, na mifanipaka aza! raha tsary tiany le izy de nofoanany tsotra izao!Misy fitenina mompera italianina 1 izay manao hoe "rehefa tsy mahafaty de mankatavy(mahasoa)"
mampatsiaro ahy ilayu hoe aloavy @ kaisara izay an'i kaisara ity resaka ity" na le hoe "raha latsaka anaty lavaka @ andro sabata ny ombinareo"
... tsy hoe "mpanompon'Atra akory de hoe...
Ny tokony hatao sy hitako tsaratsara atao angaha amiko dia ny mamakafaka lalina aloha ny tena hoe "ody gasy " aminy alohan'ny hitsaratsarana fahatany hoe "herin'ny maizina" e.."devoly e" "tsy miaraka e"
3. Mpandefa : xxx [ Valio ]
10-11-2009 16:34:06
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
Amiko manokana rehefa misy olana ka tsy mahita vahaolana ny olona dia mitady izay rehetra azo isarangotana , mpiandry, mpanao ody gasy, Dokotera ... sns Mila olona lucide manodidina azy eo mba hanazava ny sainy fa efa mi panique loatra izy
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
Voalaza teo :ka naninona no tsy nofoanany hatrany am-boalohany tao @ saha Edena ny devoly namitaka an'i EVA fa navelany ho eo foana hatr@ zao?amiko manokana de tsary hoe tsy afaka miaraka loatra no filaza azy fa hoe arakarak'olona sy ny ao anaty sainy ao aby no mibaiko azy io! matoa le raha misy sy mbola avelan'Atra hisy eo anivon'ny fiaraha monina , dia mazava ho azy fa natao hiaraka, sy hiainana sy hanantanterahana ilay fifamenoana (cycle) sy karazana tandra vadi-koditra, na mifanipaka aza! raha tsary tiany le izy de nofoanany tsotra izao!Misy fitenina mompera italianina 1 izay manao hoe "rehefa tsy mahafaty de mankatavy(mahasoa)"
mampatsiaro ahy ilayu hoe aloavy @ kaisara izay an'i kaisara ity resaka ity" na le hoe "raha latsaka anaty lavaka @ andro sabata ny ombinareo"
... tsy hoe "mpanompon'Atra akory de hoe...
Ny tokony hatao sy hitako tsaratsara atao angaha amiko dia ny mamakafaka lalina aloha ny tena hoe "ody gasy " aminy alohan'ny hitsaratsarana fahatany hoe "herin'ny maizina" e.."devoly e" "tsy miaraka e"
5. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ]
10-11-2009 19:20:54
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
satria tiany hifanampy sy hiara hiaina .. hanampy @ fahalavorariana sy ny cycle maha lavorary ny zava-boahariny!
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
Voalaza teo :diso kay ny famakiako ilay teo aloha fa eto vao nazava.satria tiany hifanampy sy hiara hiaina .. hanampy @ fahalavorariana sy ny cycle maha lavorary ny zava-boahariny!
Ianao kay moa ilay mampiharo ny sikidy sy ny tariny @ baiboly ka tsy mahagaga
7. Mpandefa : Mirananirina [ Valio ]
10-11-2009 19:50:37
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
Mahagaga tokoa fa betsaka ihany ny gasy maro maka ireny ,misy izany hoe mpiaro izany koa sns.....Tsy misy ohatra ny medecine ihany aloha e.
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
Voalaza teo :tsy ny gasy irery ihany ry mirana fa misy karazan'olona maro mihitsy no manao ody a!Mahagaga tokoa fa betsaka ihany ny gasy maro maka ireny ,misy izany hoe mpiaro izany koa sns.....Tsy misy ohatra ny medecine ihany aloha e.
9. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ]
10-11-2009 21:37:01
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
ze tsy mampiharo kosa mandainga na ireo miseho azy ho fanatika aza e...iza no tsy mampiasa 'fanafody hafa" rehefa 'aina ity hoy rainimanonja"?
Fa zany heo le izy mikikikiky sy hafahafa fotsiny @ le gasy de hoe "herin'ny maizina"
fa firifiry moa ny fanafody tsy mbola hay akory ny hoe inona no tena mahasitrana aminy fa hoy ny vazaha hoe mahasitrana hono de .. petahan'ny "mpino"?
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
Tsy olana ny fampiasana fanafody hafa (ravinkazo sns) fa izany akory tsy midika fa hoe mankanesa @ mpimasy na dadarabe sy ny tariny.
11. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ]
10-11-2009 22:26:48
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
fa rehefa inona no olana de rehefa inona no tsy olana? taoko samby zava boahary aby ro ampiasaina sy "kikisana" na ravinkazo na taolana na natao synthese chimique tany @ labo pharmacet'ika
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
Voalaza teo :ny fandehanana @ mpimasy na dadarabe sy ny tariny no olanafa rehefa inona no olana de rehefa inona no tsy olana? taoko samby zava boahary aby ro ampiasaina sy "kikisana" na ravinkazo na taolana na natao synthese chimique tany @ labo pharmacet'ika
13. Mpandefa : AndriambyII [ Valio ]
10-11-2009 23:36:26
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
Eo indrindra isika izao .Na dia misy akony eo noho eo aza ny fitsaboana @ alalan' ny nano-medicinal , dia tsy azo hadino koa fa nisy apport nentin' ireo fomba samy hafa avy @ lafy valon' izao tontolo izao ny atao hoe medicine universelle ,tsy hitako ny tsy maha- mari-pototra ny fanaovana accunpucture , na fanaovana yoga , na taichi , na do in , na ny art martiaux , na ny sisa izay hita fa nitondra soa ho an' ny olombelona hatramin' izay .Izaho tsy mino famosaviana arbitraire izany , raha tsy hoe mpifahavalo politika angaha.Ary mino koa fa tsy maintsy misy ny fikasohana ara-batana vao mandaitra ireny famosaviana ireny , tsy mino koa fa asan-dry dadarabe sy ry mpimasy isany ny mitondra vahaolana @ izany , fa kosa raha hoe nibontsina ny tenan' ilay olona dia sûr fa nisy réaction chimique niseho tao @ tenany nahatonga ilay cas .Betsaka ny zavamaniry manome fiovana goavana vety² eo @ tenan' ny olombelona , (tangena ,fonoka ,orchidé ,mandragore ,pavots, ... )ary be koa ny produits chimiques mahatonga fahasamponana tsy voafehy rehefa tratran' ilay fitelemana tsy fidiny ny asa tanana vitan' ny olombelona !
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
Voalaza teo :Andriamanitra, tompoko, dia tsy manampy izay tsy manampy ny tenany. Raha tsy tsaboina no sitrakao dia avelany ho faty eo ianao. Fa raha ny ho sitrana no tianao dia atoriny anao ny lalana tokony alehanao, ninoninona izany lalana izany.Midika ve izany fa @ tranga toy io aretina io ohatra dia tsy vitan'Andriamanitra intsony ny miditra an-tsehatra ka aleo miova taranja hafa mihitsy ???
Ninoninona anefa ataonao dia tsy ho sitrana ianao raha efa tonga ny fotoana iantsoany anao ka ialanao teto an-tany.
15. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ]
11-11-2009 00:05:13
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
mitovy fijery @ Andriamby..Indrindra @ le heo tsy misy mamosavisavy fahatany izany fa misy antony aby raha rehetra io
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
Voalaza teo :Aza mandika vilana fa tsy niteny izany mihitsy aho. Tsy azonao ny resako. Tsy maninona anefa satria tsy voatery hitovy hevitra ny olombelona.Indrindra @ le heo tsy misy mamosavisavy fahatany izany fa misy antony aby raha rehetra io
17. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ]
11-11-2009 00:43:42
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
nga ianao no niteny an"io raha tsy andriamby (ary nolazaiko hoe izy no niteny an'io)... mba mamakia tsara hoa fa aza mitsimpona fotsiny.. na au moins maso hafa ampiasaina!
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
Voalaza teo :Mpandefa : AndriambyII [ Valio ] 10-11-2009 23:36:26
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
Eo indrindra isika izao .Na dia misy akony eo noho eo aza ny fitsaboana @ alalan' ny nano-medicinal , dia tsy azo hadino koa fa nisy apport nentin' ireo fomba samy hafa avy @ lafy valon' izao tontolo izao ny atao hoe medicine universelle ,tsy hitako ny tsy maha- mari-pototra ny fanaovana accunpucture , na fanaovana yoga , na taichi , na do in , na ny art martiaux , na ny sisa izay hita fa nitondra soa ho an' ny olombelona hatramin' izay .Izaho tsy mino famosaviana arbitraire izany , raha tsy hoe mpifahavalo politika angaha.Ary mino koa fa tsy maintsy misy ny fikasohana ara-batana vao mandaitra ireny famosaviana ireny , tsy mino koa fa asan-dry dadarabe sy ry mpimasy isany ny mitondra vahaolana @ izany , fa kosa raha hoe nibontsina ny tenan' ilay olona dia sûr fa nisy réaction chimique niseho tao @ tenany nahatonga ilay cas .Betsaka ny zavamaniry manome fiovana goavana vety² eo @ tenan' ny olombelona , (tangena ,fonoka ,orchidé ,mandragore ,pavots, ... )
ary be koa ny produits chimiques mahatonga fahasamponana tsy voafehy rehefa tratran' ilay fitelemana tsy fidiny ny asa tanana vitan' ny olombelona !
miampy 1
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
Ika :Voalaza teo :mitovy fijery @ Andriamby..
Indrindra @ le heo tsy misy mamosavisavy fahatany izany fa misy antony aby raha rehetra io
Nisipa t@ zanak'ilay olona teo ampitanay izay mpanefoefo tokoa ny anabavin'ity voalaza fa hoe nisy namosavy ity,ka bevohoka ary teraka vavy kely vao 2 volana teo izay.Efa manambady aman-janaka anefa ity zanak'ilay olona mpanefoefo ity, ary tsy mankasitraka ny toe-javatra nisy ka ny heriny araka ny heno dia ity anadahin'ilay sipan'ny zanany no nanaovany izay azony natao tany @ mpanao fanafody.Marihina fa ny vadin'io olona voa-mosavy io dia zanak'an-tranon'ilay ramatoa mpanakarena io ihany,fa saingy efa tsy miara-mipetraka intsony ry zareo amin'izao fa na izany ary dia mbola mifampiditra an-trano, karazana valifaty ihany izany no anton'ity famosaviana ity.
Ratoa:
Voalaza teo :Andriamanitra, tompoko, dia tsy manampy izay tsy manampy ny tenany. Raha tsy tsaboina no sitrakao dia avelany ho faty eo ianao. Fa raha ny ho sitrana no tianao dia atoriny anao ny lalana tokony alehanao, ninoninona izany lalana izany.
Ninoninona anefa ataonao dia tsy ho sitrana ianao raha efa tonga ny fotoana iantsoany anao ka ialanao teto an-tany.
Atra ve izany no mpamono olona ka rehefa tiany ho faty dia antsoiny, sanatriavo ihany marina e !
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
+ 2 @ AndriambyII sy Ikaretsaka
21. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ]
11-11-2009 13:46:01
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
De zay zany ny antony ra majesty a.. amiko impossible izany hoe manisinisy zavatra olona fahatany izany fotsiny aloha..na ny fitia te hizesta fotsiny aza hoe masin'ody d'efa antony izay!
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
Voalaza teo :fomba malagasy ,ilay mankany @ mpikiky, na ombiasy, na mpisikidy
andraso fa mifangaro reo : fitsaboana @ alalan'ny fomba gasy ve ? raha io mantsy dia midika fa : tambavy ! na evoka ! sns ... zany we fanafody ihany zany ! fa natoraly raha izay no mahalaza azy kokoa !ary io dia misy dokotera mitsabo @ fomba malagasy miitsy toy ny dokotera rehetra reny! fa ny mpisikidy sy ny ombiasy ndray dia mpizaha vintana sy nymomba ny mosavy ary ny tolaka ireo; zany we tsy misy ifandraisany @ teo aloha izay nolazaiko miitsy ! ka iza t@reo no nalehany ?
23. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ]
11-11-2009 17:00:11
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
raha vintana , sikidy, fanandroana sns fa mahatsabo sy entina hanasoavana tena ve de tsy mety izany?dia inona no maha samihafa izany @ ny mijery alimanaka, mijery meteo sns mijery calendrier hoe eto tonga ny fadimbolana ?
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
Djhamhal :ilay ombiasy no nalehany ka, fa tsy ilay manao raok'andro sns akory, fa na izany aza misy ifandraisainy ireo lazainao ireo, ny ombiasy na ny mpisikidy ihany koa dia mampiasa evoka sy ravin-kazo sns fa avy @ alalan'ny tromba na ny sikidy no manoro azy izany.
25. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ]
12-11-2009 14:08:29
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
dia mampaninona hono raha sikidy sy tromba no ijerevany azy?dia inona ny maha samihafa an'io @ mpijery meteo na ny astronomie sns hoe mijery ny alignement ana astres voalaza ao ambadika ao, sy ny Majy sns...
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
ka mety we le sikidy sy tromba mifandraika @ herin'ny maizina satria miresaka @ razana koa, refa tsy fantatra manko de lazaiana foana we herin'ny maizina sy ny we ny razana tsy mitahy fa atra rery ihany no tokony mitahy. De zay le le izy
27. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ]
12-11-2009 15:46:58
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
de le misy maitre manao concentration be ireny de le lasa mitsingevana sy mampitsingevana zavatra ireny koa izany "herin'ny maizina"?
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
mbola tsy nahita an'zany ndray za alou e
29. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ]
12-11-2009 16:23:43
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
le matory ambony fantsika sy asiana laona hitotoana vary ireny eo amboniny ary e
30. Mpandefa : ravonjison [ Valio ]
12-11-2009 19:46:41
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
Mahalianan dia mahaliana ahy itý ady hevitra itý saingy mbola tsy manampotoana aho, ka rahampitso aho vao mety hitondra ny hevitro.....
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
Voalaza teo :Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 12-11-2009 16:23:43
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
le matory ambony fantsika sy asiana laona hitotoana vary ireny eo amboniny ary e
in daholo zany ry Ika
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
ika:Voalaza teo :dia mampaninona hono raha sikidy sy tromba no ijerevany azy?
Ny fandehanan'i Saoly t@ olona milaza azy ho tsindrian-javatra anie no anisan'ny marika lehibe fa niala t@ Atra izy e,ary ampy nahafaty azy izany, ivereno vakiana ny tantara.
Ikaretsaka:
Voalaza teo :de le misy maitre manao concentration be ireny de le lasa mitsingevana sy mampitsingevana zavatra ireny koa izany "herin'ny maizina"?
Efa tao anatiny angah i Ika ka afaka milaza fa tsy herin'ny maizina ireny.Ny tenanay mantsy efa tao no niala nahita tsara ny antsoina hoe corp astral sy ny corp ésothérique ary efa nanao ny voyage astral ihany koa, raha misy namako t@ izany fotoana izany ato dia afaka manome azy ny mot de passe-nay aho dia avy hatrany dia fantany hoe niaina t@ izany tokoa.
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
Hoy i ni81:
Tsy olana ny fampiasana fanafody hafa (ravinkazo sns) fa izany akory tsy midika fa hoe mankanesa @ mpimasy na dadarabe sy ny tariny.
>
>
izaho mbo gaga ny olana amin'ny olona dia afangarony avokoa ny ody gasy sy ny tapakazo ,ny dadarabe,ny ombiasy ,ny kristal sy ny hoe finaoa an'i kristy miampy ny fivavahana amin'ny razana sy ny efa maty rehetra antsangana ho hivavahana.
--------------------------------------------
Raha tena mino an'Atra tokoa ilay narary dia tsy naka olona marobe fa na ny tenany ihany aza no hivavahan'ny fianakaviany mino an'ilay kristy mpanasitrana dia ho sitrana.Ny tsy fahasitranana anefa tsy midika fa tsy manana hery hanasitrana Atra.Jereo fotsiny ireo karazana olona nalainy dia efa midika fa mitsampatsampa an'Atra ireo manodidina azy.
Ho an'ilay miteny ao ambony eo hoe tokony ho dinihana dia averiko indray ary tsy reraka aho no mizara izany fa ny Atra sy ny fanompoantsampy tompoko dia tsy miaraka velively ary tsy azo afangaro tokoa .
Atra irery no mahalala hoe sitraniny ilay olona no mbola miandry fa ataony fitaovana ampiasana hijoro ho vavolombelona .
Eny tokoa ,na miaraka amin'i kristy isika na tsy miaraka aminy ka raha milaza isika fa miaraka aminy dia mivavaha aminy irery fa Atra saro-piharo izy
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
Voalaza teo :ny Atra sy ny fanompoantsampy tompoko dia tsy miaraka velively ary tsy azo afangaro tokoa
>
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
Voalaza teo :Ikaretsaka:
Voalaza teo :
de le misy maitre manao concentration be ireny de le lasa mitsingevana sy mampitsingevana zavatra ireny koa izany "herin'ny maizina"?
Efa tao anatiny angah i Ika ka afaka milaza fa tsy herin'ny maizina ireny.Ny tenanay mantsy efa tao no niala nahita tsara ny antsoina hoe corp astral sy ny corp ésothérique ary efa nanao ny voyage astral ihany koa, raha misy namako t@ izany fotoana izany ato dia afaka manome azy ny mot de passe-nay aho dia avy hatrany dia fantany hoe niaina t@ izany tokoa.
mba lazalazao we ny momba an'zany fa za tsy mahalala
36. Mpandefa : rzakarivola [ Valio ]
26-11-2009 13:20:49
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
Hoy i ikaretsaka:
dia mampaninona hono raha sikidy sy tromba no ijerevany azy?
dia inona ny maha samihafa an'io @ mpijery meteo na ny astronomie sns hoe mijery ny alignement ana astres voalaza ao ambadika ao, sy ny Majy sns...
==> Raha azoko tsara ny teninao dia tsy ny pratique velively no ratsy fa ny fanahy niaingany sy ny antony anatanterahana ilay izy.
Raha miteny izany ianao dia miaiky fa ny zavatra rehetra heverina fa misy, rehefa tsy "tsara" no ampiasana azy dia ratsy izay ? Donc misy fototra iray ihavian'ny tsara izany, ary izay ankoatra izay dia ratsy!
Ny tenin'i Jesoa dia milaza hoe : "Tsy misy tsara afa-tsy iray ihany, dia Andriamanitra".
Araka ny lovan-tsofina, ny Lahimatoa sy ny Faralahy tao @ fianakaviana hono no nampifandray ny olona t@ Andriamanitra, koa rehefa misy ny marary, dia ireo no mifampiraharaha amin' Andriamanitra mba hahasitrana ilay marary. Aorian'ny fifampiraharahana dia ambaran'izy ireo ny ravin-kazo na zavatra hokarakaraina hitsaboana ny marary, tsy izy ireo no nikarakara izany fa olona hafa voatokana, izay lasa mpanao fanafody mandraka ankehitriny.
Normal raha nisy ny bizna satria taty aoriana dia niala t@ fifampiresahana t@ Andriamanitra ny olona fa nanatona avy hatrany an'ireo "mpahay fanafody" ireo mba hositranina. Eto, dia tsy ny fanatonana ilay mpanao fanafody no fahotan'ny olona, fa ny fialà na t@ Andriamanitra. Koa na mandraka ankehitriny aza, rehefa tsy Andriamanitra no atonina aloha, fa avy hatrany dia ny dokotera satria heverina fa ireny no mahay, dia mitovy amin'iretsy sasany ihany izany.
"Andriamanitra dia mpitsara marina. Tsy misy fiangarana ao amiNy"
