Politika

Hevitra mandeha : fandresena miezinezina
Isan'ny hevitra : 18

Hamaly ny hevitra

Mpandefa : feticon [ Valio ] 10-11-2009 04:43:36
Lohateny : fandresena miezinezina
ho avy ny fitsidihana regional ataon'i co president fetison sy ny ekipany,eto no ahafanatrana hoe iza marina no tena tian'ny vahoaka,amin'ireo deplacement ataony izay midika ho propagandy ny ravalomanana.Fandresena goavana izanyizay marihiko fa dingana iray hirosoana @ fiverenany ra8 eo @ pouvoir
hoavy tsy ho ela indray le hoe premiers tours dia vita,ho betsaka ny tezitra nefa dia izay no zavatra tsy maintsy hitsanga eo
Miverina ery ambony
1. Mpandefa : zoam [ Valio ] 10-11-2009 04:57:45
Lohateny : Re : fandresena miezinezina
CE QUI NE TUE PAS TE REND PLUS FORT(ra
nezahana nesorina fa ehhhhehh vao maika aza toa lasa solide ,ity le hoe ra8 enforce,ho betsaka ny hanofy ratsy rehefa hoavy ny ny fiverenany ra8 ,satria ny vahoaka mihitsy no hireclame an'izany atsy ho atsy,ny vaovao re farany vao nilatsaka dia hoe misavorivory sy miady an trano ny foza very seza
Miverina ery ambony
2. Mpandefa : feticon [ Valio ] 10-11-2009 05:04:12
Lohateny : Re : fandresena miezinezina
ahazo tapis rouge sahady aho vao tonga teny ivato,mitoraka saly sahady ry lelison,sy charlot ary ny akolitany
Miverina ery ambony
3. Mpandefa : yuka [ Valio ] 10-11-2009 06:25:24
Lohateny : Re : fandresena miezinezina
Nody ventiny ihany wa ny rano natsakainay hihihi
Miverina ery ambony
4. Mpandefa : tsimatimanota [ Valio ] 10-11-2009 07:19:20
Lohateny : Re : fandresena miezinezina
HILE RA8
TO LIVE FOREVER
Miverina ery ambony
5. Mpandefa : xxx [ Valio ] 10-11-2009 08:06:22
Lohateny : Re : fandresena miezinezina
tonga hatramin'i yuka,tena zava dehibe marina izao fandresena izao
Miverina ery ambony
6. Mpandefa : AndriambyII [ Valio ] 10-11-2009 08:33:37
Lohateny : Re : fandresena miezinezina
Jereo eto
sopapa kely ity !!
Miverina ery ambony
7. Mpandefa : ndotofetsy [ Valio ] 10-11-2009 08:44:55
Lohateny : Re : fandresena miezinezina
Miverina ery ambony
8. Mpandefa : pikatti [ Valio ] 10-11-2009 12:04:54
Lohateny : Re : fandresena miezinezina
milay zany e misaotra lesy feticon ,zoam,tsimatimanota,yuka (enao zao sisa no tsy nanao dombera,avia haingana ary aza mitsôtsôka ntsony)
ok lesy Billy @ le sopapa,ndotofety @ le dekoro
tantara mitohy io ...
Miverina ery ambony
9. Mpandefa : bazylou [ Valio ] 10-11-2009 12:08:38
Lohateny : Re : fandresena miezinezina
dia mbola feno ihany ny minomino foana sy andevon'i le8; marina, , tena gasy mlany bala marinaireto; beuuurrrk
Miverina ery ambony
10. Mpandefa : milamm [ Valio ] 10-11-2009 13:47:52
Lohateny : Re : fandresena miezinezina
resaka famongorana fahefana ilay fikaonandoha ary fanomanana fampielezankevitra @ fifidianana manaraka,ekeny vondrona iraisampirenena aloha hatr@ zao ny fifanarahana i lavanify mijanona ho filohany tetezamita miaraka @ ministera nobodoiny azy hatr@ 07/02,toy ny atitany sy ny faripiadidiny,zandarmaria,ny jirama aza ahitana an'i ndrainarijaona.A)
i Fetison,E.Rakotovahiny no lefitra,dingana io fa tsy fandresena amiko satria mbola betsaka ireo olana atrehiny.Efa misy resaka v oh.ny amahana ny olana @ fampihenana ny PPN,fitsinjovana ny fahefamividy @ zao fotoana sy fandriampahalemana tanteraka iainany fiarahamonina .Mila $20 millions isan'andro ny fampandehandraharaha.Fantatra fa misy $ 800 millions ao @ banky foibe entina amatsy ireo ministera sy andry itsinjaram-pahefana samihafa momba ny fampandehanandraharaha,mila fanarahamaso izany ho mangarahara @ rehetra toy ireo hetrantany sy habantseranana manerana ny nosy,i Toliara oh.de azo lazaina fa mahazaka tena noho ny faritry Sandena misy ny rio tinto nandefa ilmenite in2 mitentina 335.818.766,90 (tatitry ny tresor publique Toliara),marihina fa ny 30% no mankany @ fanjakana,ary 70%mirotsaka mivantana @ reo faritra fitrandrahana sy ny kominina,tsara ny toy zany tonga any ampototsofiny rehetra ary mazava @ ts1/1.
ao ny La loi de finances 2010 mametraka ireo fepetra fototra sy tanjona ialana @ krizy ,amerenana @ laoniny ny toedraharaha sy reo mpamatsy vola ,reo olona marobe notendrena hitazona andraikitra @ tetezamita,in marina no andraikitry izy reny sy anakaramana azy eo?indrindra ireo hazo sarobidy(rosewood)voaondrana taorinany feb09 -sept 09 ao vohemar mitentina $41 millions(208 containers),sy ao Toamasinamitentina $120 millions(571 containers),2 ireo volongita mifandray tendro tompon'antoka @ zany avy @ hat lavanify sy deba,mila fanadihadiana avy hatrany ireny fa harempirenena ,fananambahoaka.Zava-doza no vitan'ireo teo @ firenena ,16.000ha(Marojejy,masoala.makira) no ripaka faritra anisany arovana erak'izao tontolo zao(toy ny faritry cahampange/reims,vallee de marnes,Ay ao frantsa malaza @ malaza @ divay mandroatra)tsy maintsy hatsangana @ zay ko ny andrimpitondrana manaramaso sy mpampita ireny miseho reny(public trust institution..,na sosialy na ekonomika),oh.manaramaso ny fitantanambola 2010 ikarakarana sy itsinjovana ny fifidianana isamparitra,filoha(législative, presidential...).
ny antenimierandoholony bekintana avy no efa nanakiana ireny varotra maloto niseho momba ny hazontsika,izay fanetribeny tontolo iainana
Jereo eto

fehiny,tsy mbola tafavoaka ny ala isika ka afaka hisioka satria fizarana seza marobe fotsiny no malaza sy hazakahazaka @ fampielezankevitra,tsy misy adala nefa ny rehetra fa miandry reo vahaolana mangarahara manoloana reo olana reo
Miverina ery ambony
11. Mpandefa : milamm [ Valio ] 10-11-2009 15:39:30
Lohateny : Re : fandresena miezinezina
bazy > ela les andevony frantsay mandrapahafatin'ela satria mitavana @ reo fotsiny fa ny malagasy tsy azon'ela pepoina @ zany,na tsy manohana an'i ravalo aza za de aleoko lavitra hijanona ho an'ny malagasy ny tombotsoa toa zay any frantsay...ra trosa fanampiana no atao fivelomana @ fanampiana de tsy avotra ny ho avy asa ra azon'ela io na tsia,fanatsarana ny fomba fiasa ho mahomby ho an'ny rehetra ihany no vahaolana,tsy i lavanify na ravalo na ny frantsay akory no Madagasikara fa tsarovy,isika sy ny taranaka handimby ...ra ny frantsay no tian'ela de asoavy izy amidio @ izy reo ny fananan'ela any dago de matesa any frantsa fa aleo ny hafa mba hitsinjo lavitra ny fara amandimby
Miverina ery ambony
12. Mpandefa : xxx [ Valio ] 10-11-2009 16:33:56
Lohateny : Re : fandresena miezinezina
Hoy i bazylou:

dia mbola feno ihany ny minomino foana sy andevon'i le8; marina, , tena gasy mlany bala marinaireto; beuuurrrk



fa i rabazilllll! ve adala sa inn fa mahatoky an'io branleur kely tsy misy dikany io e???? Zaza be lelo sy tsy mahavita inn nefa be zesta fotsiny ve no harovanareo ! Mba menatra fa tsy manana hazon-damosina akory !
Miverina ery ambony
13. Mpandefa : kidoropamba [ Valio ] 10-11-2009 16:48:52
Lohateny : Re : fandresena miezinezina
Tena nadresy hoa levalo satria "afaka nody" antanindrazana no sady niverina "filoham-pirenena" ary TGV dia "tsy neken'ny communauté internationale" fa putschista.

Daka voude mihezinezina hoa no an'iny dada be lainga milalao virja ao swazy iny. hin hin hin hin
Miverina ery ambony
14. Mpandefa : terrywiui [ Valio ] 10-11-2009 17:21:02
Lohateny : Re : fandresena miezinezina
Nandresy kelifingotra lery irery no manao sonia de vita ho azy
Tsy navelany nivoaka gadara ny mpanao politika
Tsy mahazo miverina R8
sns lava ny lisitra raha tsy hitanisa ireo fotsiny izay nankarary mafy azy
Miverina ery ambony
15. Mpandefa : xxx [ Valio ] 10-11-2009 17:24:42
Lohateny : Re : fandresena miezinezina
Lasa integrite ve nareo ry kidoro sa ahoana e? very fihinanana ve sa ahoana e?
mbola lava ny lalao e
Miverina ery ambony
16. Mpandefa : feticon [ Valio ] 10-11-2009 17:55:25
Lohateny : Re : fandresena miezinezina
tena azo lazaina fa nandresy ny mouvance ravalomanana e ,tsy misy milaza mihitsy hoe tsy afaka mody izy ary ny pronostika mazava be ,efa mandehandeha any fesitson manao propagandy,raha tsy nisy magro dia efa ry foza no nitondra ny baolina izao ka miala indray le hoe premier tour dia vita
Miverina ery ambony
17. Mpandefa : feticon [ Valio ] 10-11-2009 18:00:43
Lohateny : Re : fandresena miezinezina
Hoy i kidoropamba:

Tena nadresy hoa levalo satria "afaka nody" antanindrazana no sady niverina "filoham-pirenena" ary TGV dia "tsy neken'ny communauté internationale" fa putschista.

Daka voude mihezinezina hoa no an'iny dada be lainga milalao virja ao swazy iny. hin hin hin hin

hoavy fa aaza taitra ialahy ,tsy misy ahalany azy eo ,zavatra mazava be ,eto no hanaporofoana fa i ravalo no favory ,tsy mila mila an'izany hoe coupure electricité tao @ interieur izany


Miverina ery ambony
Hamaly ny hevitra