Toekarena

Hevitra mandeha : ireo harena voajanahary
Isan'ny hevitra : 2

Hamaly ny hevitra

Mpandefa : Makouto [ Valio ] 10-11-2009 00:20:27
Lohateny : ireo harena voajanahary
inona no azo atao hanatsaràna ny fanaraha maso ireo harena voajanahary zay toa lasa gaboraraka?
Miverina ery ambony
1. Mpandefa : hery [ Valio ] 10-11-2009 13:39:25
Lohateny : Re : ireo harena voajanahary
Tsisy fika io ry zandry. Tsy maintsy misy foana ny afera na aiza na aiza. Ny any amintsika dia ny harena voajanahary, ny bois de rose tato ho ato, fa ny an'ny firenena hafa dia rongony sns.

Ny tsy mampitovy azy fotsiny dia satria ny an'ny aty ivelany, na dia betsaka aza ny afera fanondranana, dia tena mifafa izay tratra.
Ny any amintsika indray izay tratra, na dia ambodiomby izao aza toa afaka ihany... dia tsy mijanona mihitsy ilay cercle.



Miverina ery ambony
Hamaly ny hevitra