Politika

Hevitra mandeha : Fangatahana!
Isan'ny hevitra : 5

Hamaly ny hevitra

Mpandefa : Tirah [ Valio ] 09-11-2009 20:17:01
Lohateny : Fangatahana!
Azafady indrindra oh, raha misy manana ny site ny tv any madagasikara reny, ( Tv plus na tv mada, sns )dia mba omeo kely aho fa te hanaraka misimisy kokoa ny zava misy any. Misaotra mialoha antsika oh!
Tirah
Miverina ery ambony
1. Mpandefa : feticon [ Valio ] 09-11-2009 20:38:08
Lohateny : Re : Fangatahana!
Jereo eto

Matv Jereo eto

ireo aloha no misy tvm sy matv fa mbola hoavy eo koa ny viva
Miverina ery ambony
2. Mpandefa : Tirah [ Valio ] 09-11-2009 20:41:43
Lohateny : Re : Fangatahana!
Misaotra indrindra re eh!
Miverina ery ambony
3. Mpandefa : ifiona [ Valio ] 09-11-2009 21:41:21
Lohateny : Re : Fangatahana!
tsisy lien hafa ve ry feticon fa toa ts mety misokatra lé izy na dia misy reaplayer aza e
Miverina ery ambony
4. Mpandefa : Tirah [ Valio ] 09-11-2009 22:03:23
Lohateny : Re : Fangatahana!
Misaotra indrindra re eh!
Miverina ery ambony
Hamaly ny hevitra