Politika
Hevitra mandeha : Mitohy ny tolona Ra8 fa aza mbola tapahana ny vatsy éIsan'ny hevitra : 5
Hamaly ny hevitra
Lohateny : Mitohy ny tolona Ra8 fa aza mbola tapahana ny vatsy é
Miorakoraka ny ekipa GTT fa "mila mitohy ny tolona". hin hin hin hin Rariny mihitsy io satria efa nozarina amin'ny vola baorina ny ekipa ka dia efa tsy mazoto mitady asa mihitsy.
Mamely mafy mantsy ny saômazy any Ivelany any ka aleo mikikika ary @ sisin-dalana ery, miteny @ micro dia avy eo mahazo vola, mahazo sakafo, mitsangatsangana maimaim-poana any Afrika, eropa, zamerika avy @ volan'ny dada.
Ka tsy dia mahafa-po loatra ity fitsaharan'ny krizy ity satria voatery handeha hitady asa indray ary tsy ahazo karama baoriny intsony.
Tohizo ny tolona é!!!
Lohateny : Re : Mitohy ny tolona Ra8 fa aza mbola tapahana ny vatsy é
Rehefa tsy ampy anao ny misotro ronono dia mangataha tsotra izao fotsiny e ,tsisy tokony hamenatra anao na dia iray akory aza ny manontany ny fombanay sy ny antonan'asanay,ary aza hialonana ny namana raha mahavelona ny tenany soam-tsara
Lohateny : Re : Mitohy ny tolona Ra8 fa aza mbola tapahana ny vatsy é
Fa inona no asan'i kidoro
Lazao ary zah fa hitondrako ordi elah any ampiasana elah any e, sady efa tonga t@ 7 teo ny fibre optique de manaova abonnement 5000AR de mahazo Mo maromaro ,de aza mialona ntsony ,afaka mitafa tsara elah @ zay,fa raha mpanao mofo elah de mety tsy hety
Lohateny : Re : Mitohy ny tolona Ra8 fa aza mbola tapahana ny vatsy é
kidoro mantsina amany
Lohateny : Re : Mitohy ny tolona Ra8 fa aza mbola tapahana ny vatsy é
avy ndray ry small flag isany 