Zaridaina

Hevitra mandeha : Inona no hevitra atao e
Isan'ny hevitra : 19

Hamaly ny hevitra

Mpandefa : ni81 [ Valio ] 03-07-2009 21:16:12
Lohateny : Inona no hevitra atao e
Mandreraka be mihitsy itony trandraka itony fa tena feno dongodongona maro mihitsy ilay zaridaina.
Ka mba manontany anareo hoe: inona no toro-hevitra tsy hampisy an'ireny (ankoatra ilay fampiasana fanafody fa tsy mahafaty azy). Misaotra o
Miverina ery ambony
1. Mpandefa : Koditra [ Valio ] 04-07-2009 11:36:37
Lohateny : Re : Inona no hevitra atao e
Ngà mo tsy fihinana reny trandraka reny ry Ni? Ataovy betsabetsaka ny menaka ao atrano anaovana trandraka frity.
Tsy maintsy hoe fandrihanao zany refa tsy matim-panafody. Eny Andravoahangy misy mivarotra vovo raha manampotoana enao
Miverina ery ambony
2. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 04-07-2009 11:42:22
Lohateny : Re : Inona no hevitra atao e
Hividiano eny Andravoahangy ary ho dia alefaso mailaka e! Dia rehefa mahazo betsaka aho dia alefako aminao daholo indray anaty boaty izy ireo dia izay ataonao na frity na atsatsika e!
Miverina ery ambony
3. Mpandefa : Koditra [ Valio ] 04-07-2009 12:18:32
Lohateny : Re : Inona no hevitra atao e
Tsss, efa leo frity trandraka ndray enao dé mody tsara fanahy amiko eo a
Tsy koi fa alefako email raalina lé vovo e.
Miverina ery ambony
4. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 04-07-2009 12:25:36
Lohateny : Re : Inona no hevitra atao e
Voalaza teo :
Tsss, efa leo frity trandraka ndray enao dé mody tsara fanahy amiko eo a
Tsy koi fa alefako email raalina lé vovo e.
raha tsy efa miesona ve zà ho tonga aty izany e!
Miverina ery ambony
5. Mpandefa : Koditra [ Valio ] 04-07-2009 14:59:51
Lohateny : Re : Inona no hevitra atao e
alefako @lé mbola tsy mampiesona anao ka.

Raha miompy saka ve dia tsy mety? Sa mitsatsaka an'reny trandraka ireny koa ny saka?
Miverina ery ambony
6. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 04-07-2009 15:58:16
Lohateny : Re : Inona no hevitra atao e
Miverina ery ambony
7. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 04-07-2009 15:59:04
Lohateny : Re : Inona no hevitra atao e
Misy saka mandalo ihany ao ka! Ilay nihinana ny voromailala
Miverina ery ambony
8. Mpandefa : Koditra [ Valio ] 04-07-2009 16:57:23
Lohateny : Re : Inona no hevitra atao e
raha zany dia teneno lé saka oe matsirobe nohon'ny voromailala hoe reny trandraka reny.
Miverina ery ambony
9. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 04-07-2009 17:11:33
Lohateny : Re : Inona no hevitra atao e
Miverina ery ambony
10. Mpandefa : fahamarinana [ Valio ] 04-07-2009 18:05:59
Lohateny : Re : Inona no hevitra atao e
ny trandraka hono ka matavy ni an ,za efa nihinana tany dago,tsy nahandro aloha fa nihinana fontsiny !
Miverina ery ambony
11. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 04-07-2009 18:11:40
Lohateny : Re : Inona no hevitra atao e
Voalaza teo :
ny trandraka hono ka matavy ni an ,za efa nihinana tany dago,tsy nahandro aloha fa nihinana fontsiny !
fianakaviam-boalavo ireny tsy izy zaho e!
Miverina ery ambony
12. Mpandefa : fahamarinana [ Valio ] 04-07-2009 18:26:25
Lohateny : Re : Inona no hevitra atao e
he zany izy hoe voalavo,ity trandraka .Matoa samihafa ny anarany dia tsa mitovy avao kouh ! tsssss !tsy inviter-ko njy zany !
Miverina ery ambony
13. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 04-07-2009 18:30:36
Lohateny : Re : Inona no hevitra atao e
Voalaza teo :
he zany izy hoe voalavo,ity trandraka .Matoa samihafa ny anarany dia tsa mitovy avao kouh ! tsssss !tsy inviter-ko njy zany !
Inviter-o akia zà a! na dia hisotro ronono fotsiny aza (zà mantsy efa retirety)
Miverina ery ambony
14. Mpandefa : Lejoba [ Valio ] 10-07-2009 00:08:57
Lohateny : Re : Inona no hevitra atao e
toa misy zava-maniry mampitsoaka azy ireny fa anontanio ihany ny toeram-pividianana voninkazo
Miverina ery ambony
15. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 10-07-2009 19:35:59
Lohateny : Re : Inona no hevitra atao e
misaotra lejoba fa ho jereko a!
Miverina ery ambony
16. Mpandefa : ndotofetsy [ Valio ] 12-07-2009 21:31:54
Lohateny : Re : Inona no hevitra atao e
asio fandriboalavo fa matsiro be ny trandraka an ampiarahana @ henankisoa
draaaaaaaaaaaaay

Miverina ery ambony
17. Mpandefa : rhina [ Valio ] 18-09-2009 09:23:13
Lohateny : Re : Inona no hevitra atao e
asio alika ki ao aminareo a
fa alika no tena ataoran'izy ireny
Miverina ery ambony
18. Mpandefa : Ratoa [ Valio ] 18-09-2009 16:59:04
Lohateny : Re : Inona no hevitra atao e
Matsiro be hono ny trandraka an!

Any Bongolava hono no nihinan'i mamanay azy.
Any Tsiroanomandidy ry booboo an!
Miverina ery ambony
Hamaly ny hevitra